|
|
|
|

Teny iditra1  ondrikely kamboty
Singan-teny  2 ondry, 3 kamboty
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo [1.1]
Tovy hevitra  6 ondrikely malahelo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12